Zava-kendrena :
a) Amin'ny ankapobeny 全般に
1) Hananan'ny Malagasy fotoana ihaonana
hitazonana ny FIHAVANANA Malagasy.
* マダガスカル人が親睦をはかる機会とする。
2) Ampifandray ny fianakaviana Malagasy-Japoney
ary amelaran' ny ankizy bebe kokoa ny talentany.
*マダガスカルと日本人の家族の交流の場を
作り、子ども達の才能の見せ場とする。
3) Fampahafantarana an'i Madagasikara sy ny
Fikambanana Embona ho an'ny Japoney 。
*マダガスカルを紹介し、このエンブナの会
の存在を日本人に知ってもらう。
4) Fiarahana miasa ampandroso an'i Madagasikara
tsy ara ーpolitika。
*非政治でマダガスカルの発展に協力する。![]()
5) Fandraisana anjara amin'ny Sekoly Malagasy
eto Tokyo sy ny fikambanana hafa izay tia hifanampy.
*Sekoly Malagasy eto Tokyo に参加し、他の友の会
と協力する。