FIKAMBANAN'NY MALAGASY --JAPONEY EMBONA
マラガシ文化交流会
Fifanakalozana kolotora.

![]()
![]()
TANTARA:
Ny niandohan'ny Fikambanana EMBONA
dia nohon'ny Malagasy manambady Japoney
mipetraka eto
Japana nihanitombo .
Ary araky ny fomban-drazana izay manome
lanja ny FIHAVANANA moa dia samy nanana
hetaheta ny hihaona matetika izay akaikin'ny Tokyo.
(EMBONA の意味: 故国への郷愁を覚える。)
エンブナは
日本に住んでいるマダガスカル人が
増えたために出来た親睦会でした。日本人の
配偶者をもつ
マダガスカル人がマダガスカルの文化のFIHAVANANA (フィアヴァナナ)を
大事にしようと思い、東京都内とその周辺で定期的に集まろうという
事でした。
Faha telo taona nitsanganany no
nanomboka nandray tsy ankanavaka izay
olona rehetra te -hanatsara ity Fikambanana ity.
三年目からは、この会を良くしようと思う人であれば
何方でも歓迎することになりました。
Manantena fa mbola ho tsara kokoa ny firaisana
amin'ny fepetra sy tanjona vaovao ary ny asa
izay iharahana atao.
目的や活動などを新たに作り、ますます楽しい
交流が出来ることを期待しています。
初代会長:
Raivo Toyoda![]()
副会長:
Rene Alfred Razafimaheninjanahary![]()
助言者:
*** Rija R.ab. ![]()
*** Tantely And.![]()
*** Eric Pierre .![]()
会計:
*** Anita Raz. ![]()
e-mail : raivotoyoda@yahoo.co.jp
(Mon~Fri)
tel: 090-6178-6990


