Zava-kendrena (2) | EmbonaBlog

EmbonaBlog

Embonaのブログです。

Zava-kendrena :


ペタしてね

Amin'ny antsipirihiny:キティ


1) Fihaonana iray isan-taona amin'ny fotoan'ny HANAMI .

Iarahana misakafo ambanin'ny Sakura araky ny fomba

Japoney.ムーミン

Mifarimbona amin'ny ankizy ampanaovina lalao na

UNDOUKAI .




2) Rehefa misy manao lanonana dia afaka mampiseho ny

talentany izay manana na ny lehibe na ny ankizy .

Ohatra : mampiseho ny fahaizany mitendry

mozika, fahaizana mandihy, fahaizana manao sary

na manao sakafo sy ny karazany.きてぃーちゃん




3) Manasa ny olona eto Japana anatin'ny fikambanana

izay te-hisakafo Malagasy amin'ny andro atokana

isan-taona ho ''Andron'ny RAVITOTO''

(\3.000 isan'olona) izay atao eto Tokyo.


Mbola mila fanamarinana fa ny andro sy toerana fa hatreto dia ny

Asabotsy faran'ny volana Mey manomboka amin'ny 5 ora sy sasany harivaサクランボ


na ny andro alohan'ny krismasy manomboka amin'ny 7 ora hariva.

na ny alina alohan'ny taom-baovao manomboka amin'ny 8 ora alina.




4) Manome fitaovam-pianarana ho an'ny ankizy na manampy

arak'izay vita , ny tanana mila fanampiana any Madagasikara.スマイル

Mbola mandray soso-kevitry ny mpikambana rehetra.




5) Mitondra ny ankizy handray anjara amin'ny fampianarana teny gasy

na kolotora Malagasy any amin'ny Sekoly Malagasy eto Tokyo.

.ハート