EmbonaBlog -2ページ目

EmbonaBlog

Embonaのブログです。

Nitombona tamin'ny fahatsaran'ny andro ny Hanami

tamin'ity taona ity.おんぷ

Avy foana mantsy ny orana fa ny 10 Avril 2011

nikasana nihaonan'ny mpikambana dia nibaliaka

ny masoandro .キラキラ


EmbonaBlog

Misaotra an'i Tantely mivady naka toerana

vao maraina. ちゅーりっぷAry nanomana sakafo betsaka

sady matsiro ho anay.イベント

EmbonaBlog


Nahafinaritra koa nahita ny fifankatiavan'i

Okamura Haruhiko sy Mariah mivady.きらきら♥

Tia zaza be iHaruhiko .

Gambare,Mariah !(hehy)


EmbonaBlog

Rene Alfred mianakavy.エコハート

Mitombo haingana ny halavan'ny ankizy

fa Madama lasa nihena ka lasa tsara tarehy.

'Otsukaresama' tonga na dia lavi-toerana aza.くるま


EmbonaBlog

Nahafinaritra nahita ny ankizy tsy nihafahafa

fa tonga dia niara nilalao daholo.ハート

Nahaliana koa ny fahafantarana fa malalaka

saina ny Suedois.ラディッシュ



EmbonaBlog

apple Jereo ny zanakay !! Andrin'ny fahanteranay!

Faly ery ny fo rehefa misy miantso hoe

'Mami !! Mami !! ...'好き


Manantena ny fahatongavan'ny mpikambana

avy any amin'ny Province hafa amin'ny manaraka.lo4q

~~~~~~~~~~~~~~~~


Nandray anjara ハートtamin'ny fivoriana natao

tao amin'ny Masoivohon'i Madagasikara eto TOKYO

tamin'ny Alarobia faha 7 ny volana desambra 2010

lasa teo ny Fikambanana 四つ葉Embona. EMBONA

Mr Rene Alfred Razafimaheninjanaharyキラキラ vice-president

moa no アオキラsolotena nanatrika izany.


Ireto avy no nandray anjara tamin'izany:

Ny solo-tenan'ny mpiasa ao amin'ny masoivohoラブ

Ny solo-tenan'ny mpianatra aty Japanaキティー キティーちゃん

Ny solo-tenan'ny Diaspora Malagasy aty Japana

dia ny Fikambanana EMBONA 四つ葉EMBONA izany.


Ity fivoriana ity moa dia mikasika ny fikarakarana

ny fanaovam-beloma ny taona 2010sy ny fiarahabana

ny taona vaovao 2011. WハートKorana fanaon'ny Malagasy

aty Japana isan-taona izy ity.


momi2*Hatr'izay dia ny ao amin'ny Masoivoho ihany no

manasa ny Malagasy rehetra tsy ankanavaka

mipetraka aty Japana.クリスマスリース


Araky ny toe-draharaha misy any antanindrazana

anefa dia saika nofoanana汗 ity lanonana ity tamin'ity

taona ity.

マイメロ

Tapaka ihany fa samy andray anjara amin'ny

fikarakarana daholo na ny Malagasy na ny

namana Japoney tia ho avy amin'io fety io.薔薇


Efa voazara daholo ny andraikitry ny tsirairay.

Koa dia manantena fa samy ahazo fahafinaretana

daholo isika rehetra.ケーキ01


Toa izao amin'ny sary izao ny korana natao taloha.バラ
EmbonaBlog







Hafa ihany ny ambiance Gasy!ティータイム

リボンAndrin'ny Fikambanana Embona ny tanora.トリプルハート



EmbonaBlog-Laura, Kaede, Akira, Anita

















Laura, キラKaede, キラAkira ,キラ Anita



EmbonaBlogAndriaキラ




EmbonaBlog












Rianaキラ





EmbonaBlog





Riana リボンsy Nanamiリボン












EmbonaBlog
Nanamiキラリン