Fanaovam-beloma ny taona 2010 | EmbonaBlog

EmbonaBlog

Embonaのブログです。

Nandray anjara ハートtamin'ny fivoriana natao

tao amin'ny Masoivohon'i Madagasikara eto TOKYO

tamin'ny Alarobia faha 7 ny volana desambra 2010

lasa teo ny Fikambanana 四つ葉Embona. EMBONA

Mr Rene Alfred Razafimaheninjanaharyキラキラ vice-president

moa no アオキラsolotena nanatrika izany.


Ireto avy no nandray anjara tamin'izany:

Ny solo-tenan'ny mpiasa ao amin'ny masoivohoラブ

Ny solo-tenan'ny mpianatra aty Japanaキティー キティーちゃん

Ny solo-tenan'ny Diaspora Malagasy aty Japana

dia ny Fikambanana EMBONA 四つ葉EMBONA izany.


Ity fivoriana ity moa dia mikasika ny fikarakarana

ny fanaovam-beloma ny taona 2010sy ny fiarahabana

ny taona vaovao 2011. WハートKorana fanaon'ny Malagasy

aty Japana isan-taona izy ity.


momi2*Hatr'izay dia ny ao amin'ny Masoivoho ihany no

manasa ny Malagasy rehetra tsy ankanavaka

mipetraka aty Japana.クリスマスリース


Araky ny toe-draharaha misy any antanindrazana

anefa dia saika nofoanana汗 ity lanonana ity tamin'ity

taona ity.

マイメロ

Tapaka ihany fa samy andray anjara amin'ny

fikarakarana daholo na ny Malagasy na ny

namana Japoney tia ho avy amin'io fety io.薔薇


Efa voazara daholo ny andraikitry ny tsirairay.

Koa dia manantena fa samy ahazo fahafinaretana

daholo isika rehetra.ケーキ01


Toa izao amin'ny sary izao ny korana natao taloha.バラ
EmbonaBlog







Hafa ihany ny ambiance Gasy!ティータイム