Fetim-pirenena. 25 . 28 Jona 2011 | EmbonaBlog

EmbonaBlog

Embonaのブログです。

Nanomana ny fetim-pirenena niaraka tamin'ny

Mpiasa tavela tao amin'ny Masoivoho teto TYO

sy ny mpianatra ny Fikambanana Embona

tamin'ny Asabotsy 25 Jona 2011.

Nanomboka tamin'ny 7 ora hariva

hatramin'ny 10 ora alina.



EmbonaBlog
Mbola nahatratra fety teto TYO Atoa Ambassadeur

sy ny vady aman-janany .


EmbonaBlog
Nisy namana Japoney maromaro ihany moa

koa dia nasiana fandikana teny kely ny

kabary nataon'ny Atoa l'Ambassadeur.



EmbonaBlog
Mr l'Agent Comptable ilainay hijanona sao

tsy mandeha ny Masoivoho .

Mr le Premier Conseiller koa no ray aman-

dreny be-anay mijanona eto TYO.


EmbonaBlog
Ireto no anisan'ny mpianatra nanampy

ampifaliana ny fikarakarana ny lanonana.


Misaotra ny rehetra ary miala tsiny amin'

izay tsy azo sary.



EmbonaBlog
Afindrafindrao.

Samy nahazo ny partenaire-ny avy ve?



EmbonaBlog
Samosa (i Piza irery no nanomana azy )

Misaotra !






EmbonaBlog

EmbonaBlog


Hiyoko mame au saumon marine ????

(Nataon'ny vadin'i Tantely Andriamanankasina.)

Misaotra!



EmbonaBlog

























Hena baolina



EmbonaBlog


























Trondro endasina. (Tilapia)



EmbonaBlog


























Rougaille tomate.

Voajobory sy henan-kisoa.



EmbonaBlog

Ravitoto.



EmbonaBlog

























Akoho voanio.



EmbonaBlog

























Orange ,pasteque , raisin , kiwi , pineapple



EmbonaBlog


























Originale Tiramisu (51)

tarte au coco.

tartelettes.



EmbonaBlog


















SaladyEmbonaBlog


























Lasary-->



Samy nahazo fahafinaretana daholo nohon'ny fahaizana teo amin'ny fiarahana miasa.

Manantena ny fahatongavan'ny rehetra amin'ny manaraka.


Mamerina ny fisaorana Tompoko !